Mahazo tsara Aty Egypt!mahafinaritra e,salu2 Dago rehetra Zay mankafy sy mihaino RDJ,gasy rehetra aty apita .....mankasitraka RDJ ,misaotra eeee
4
Miora Andria23.10.2019
Miheno tsy tapaka fa indraindray echec de la connection dia tsy mahazo. Kopa-tanana avy aty Seattle WA
4
Luci Bahlee07.09.2019
Tapatapaka b nefa mb tsara connection. Hendry n oul aty Égypte ary mandroso n'y désert. Manara dalana daolo n'y oul. Mbola itohy
5
Hery Rolland ANDRIANAMBININA25.08.2019
Mba mangataka hiran'ny Lion Hill ft Chriso - Coco , dia mirary tontolo andro mahafinaritra
1
ENTREGE Sarlu20.08.2019
Tapatapaka be
5
Tolojanahary Radonirina26.07.2019
Tena tsara! merci
5
Zo Randria03.07.2019
mahafinaritra e
2
RATOVONIRINA fenosoa31.12.2018
miarahaba atsika any atanana any tratry ny farany. Fa maninona ilay site rdj lasa ts mande mihintsy zahay aty france aty mijalijaly kely iany misaotra anareo
2
Rabenarivo Aina28.11.2018
salama! tena sarotra be mihitsy le mahazo an ilay radio en ligne fa tapatapaka foana.
Anda boleh meninggalkan e-mel anda dan kami akan beritahu anda bila siaran stesen akan kembali di atas talian:
Atau dengar Stesen-stesen Madagaskar lain