Berdiri bersama Ukraine. Kekalkan keamanan di dunia!
RDJ
Antananarivo, 96.6 MHz FM
Radio FM 96.6 Mhz
Antananarivo - Antsirabe - Mahajanga - Toamasina
Ulasan-ulasan RDJ
Sombiniaina ANDRIANARISOA
07.06.2024
Mankasitra ny ekipa manontolo eee
MBA arao maso kely le en ligne fa somary mkorotana ny fahenoana ny rdj aty ampita. Marary soa
Herizo RANDRIANOMENJANAHARY
11.05.2024
Merci RDJ.
Lydia RAZAFINDRAMANGA
02.03.2024
c top foana, asio mamacita
Hagamamy Tahiana DAFY
01.12.2023
Coucou, mba mangataka ny hiran'i ASCO MUSIC ilay "Hafa avao" iny dia atolotra ho an'i Totoa Ninie e
Mbolatiana Oliva RAMANANTENASOA HARIVOLA
24.11.2023
Mafinaritra be ny fandaharana ooo, Ho ela velona RDJ
mlay be le fandaharana ô
Marchello Lampini
30.10.2023
Milay e, afakandro ato ampiasana no sady mihaino ny fandaharana ato
Maminiaina Randrianantoandro
16.10.2023
ATAOVY COUCOU AO EO JEREKO
Erica RAZAFINDRAKOTO
15.09.2023
Mankasitraka sy mahafinaritra NY fandaharana.
Brunoh RANJALAHY
23.08.2023
Mankasitraka , amle fandaharana fa mahafa-po tanteraka .
Fandarana mahafam-po hatrany.
rabemananoro rindra
01.03.2023
tsara be le adi-hevitra fa mba mihaino ve ireo olona voakasika ????
JT Jiro Taratra
19.01.2023
Tsara!!
Riantsoa Riantsoa
15.12.2022
Milay be ny mihaino anareo rehefa amperin'asa
Mahatsiaro any Dago malala ❤️
Jaytaxx Rasolojaona
04.06.2022
Yessss Tiako Namako
Heritiana Ramanoaraibe
27.04.2022
alefa RDJ
milay eh
Valé Manda Ny Aina
16.01.2022
Mlay e... Norm be le mihaino rdj aty alavitra aty...