This site uses cookies. By continuing to use this website, you agree to our policies regarding the use of cookies.

Install the free Online Radio Box app for your smartphone and listen to your favorite radio stations online - wherever you are!

×
Like ? Save it to your favorites
×
Like ? Leave your review!
×
×
Stand with Ukraine. Save peace in the world!

Hopefy Radio MG

Rating: 4.7 Reviews: 3
Ny Radio Hopefy (24/7 Radio Station), izay an’ny Fanantenana ho Anao – Hopefy, dia natokana hampielezana fanantenana sy fankaherezana ho an’ny tsirairay amin’ny toe-piainana samihafa. Ny iraka ataonay dia ny manomana ara-panahy ny tsirairay amin’ny diany eto an-tany, miaraka amin’ny fanamafisana ny lova faratampony izay nomanin’ny Tompo dia ny "fiainana mandrakizay". Ny tanjonay dia ny hanentana ny fomba fiaina izay miantoka ny fiomanana ho amin’ny fiavian’i Jeso Kristy fanindroany, rehefa miseho eo amin’ny rahon’ny lanitra Izy.
12 2

On the air Hopefy Radio MG

Live ny hasambarako - groupe hanitri kristy
19:18 pub fanantenanahoanao.org
19:14 05 finoana sy asa
Hopefy Radio MG playlist

TOP songs on Hopefy Radio MG

PRESENTATION - TANTARA RFVTantara — Aftermath
Kurt Carr & The Kurt Carr Singers - Between Here and ThereKurt Carr & The Kurt Carr Singers — Between Here and There
Heritage Singers - I Touched His GarmentHeritage Singers — I Touched His Garment
Come Fill My Heart - CeCe WinansCeCe Winans — Come Fill My Heart
tefeo - ny-foko-karmela
Green, Steve                 - Spirit Medley               Steve Green — Medley Del Espíritu (Spirit Medley)
BABO JIMENEZ - EL TUBO - BABO JIMENEZBABO$ — BABO$
FORGIVEN - THE PRAYERForgiven — The Prayer
01 Chasing You01 — You
Richard Smallwood; Vision - Trust Me [Edit] Richard Smallwood — Trust Me

Hopefy Radio MG reviews

  • 4
    17.04.2024
    Mankasitraka indrindra fa mahafinaritra ny mihaino ny radio.
  • 5
    11.04.2024
    Misaotra amin'ilay Radio fa tena mila hira mampahery isan'andro izahay.
  • 5
    08.04.2024
    Tsara be ilay fandaharana Vavaka araka ny Sitrapony sy ny hira mitondra fanantenana.

Radio contacts

Site:
Email: [email protected]
Facebook: @fanantenanahoanaohopify
Twitter: @FanantenanaAnao
Instagram: @fanantenanahoanao
Youtube: @FanantenanahoAnao

Time in Antananarivo: 02:23, 05.21.2024

Install the free Online Radio Box application for your smartphone and listen to your favorite radio stations online - wherever you are!