스마트폰에 무료 Online Radio Box 앱을 설치하고 좋아하는 라디오 방송을 온라인으로 어디서든 들어보세요!

×
좋아요 ? 즐겨찾기에 저장하세요
×
좋아요 ? 리뷰를 남겨주세요
×
×
우크라이나와 함께하세요. 세상의 평화를 지키세요!

Radio Fahazavana

Faravohitra, 88.6 MHz FM
평점: 3.9 리뷰: 11
Ho fampandrosoana ny olona rehetra sy ny olona manontolo.
47 0

Radio Fahazavana 리뷰

  • 3
    14.11.2024
    Mankasitra fa dia afaka manaraka na aty lavitra aty aza.
  • 1
    17.09.2024
    Izao vao maheno satria mankalaza ny faha 27 taona (?). Afaka miditra mandray teny ve tompoko?
  • 5
    06.09.2024
    Tsy mety azo aty andafy intsony o??????? tsy gitan izany fontsiny fa mangataka CB ilay site???Misaotra anao Lova Rakotoniriana, noheveriko fa tsy marina io , hay izaho koa dia torak’izany, hangatahin’ny mot de passa sy identification??, fa izy mangataka CB dia alehoko mihaino RVM
  • 4
    03.09.2024
    tsy mety sokafana fa mitady login sy mot de pass indray ny radioking!!
  • 4
    04.08.2024
    Tena manome hery ny fihainoana ny Radio Fahazavana aty antany lavitra aty. Apetraka amin'i Tompo ny fivoarana ho amin'ny tsaratsara kokoa. Amen
  • 4
    13.10.2022
    Fiadanana, mihaino ny Radio Fahazavana en ligne hatrany ny tenako, tena tsara ny son fa tsy ahenoina bruit mihitsy, fa saingy tena ambany loatra ny son miala avy any am potony (Radio Fahazavana) hany ka voatery mampiakatra volume aty amiko maximum, zay tsy tokony hanao an'zany, ka miangavy raha mba azo hatao ny mampiakatra ny volume avy aty aminareo azafady! samia ho tahian'ny TOMPO
  • 4
    17.10.2021
    Misaotra Tompo fa afaka manaraka ny fandaharana izahay aty lavitra!
  • 5
    11.10.2021
    Deraina ny Tompo
  • 4
    10.03.2021
    good
  • 5
    30.11.2020
    Miarahaba @anaran'ny Tompo.Saika mba hanontany hoe afaka mba mahazo ilay fandaharana omaly 29 novembre 2020 ve tompoko.Izao dia Mpitendry FJKM Anjomakely Kristy Firaisana izay nanaovana ny fandraisam-peo omaly alahady tao ampiangonana,Ny olana dia somary tsy dia mahazo any aminay dia mba mangataka ilay fandaharana omaly ariva tao aorian fotoam-pivavahana FFKM omaly,misaotra indrindra tompoko, #mail: [email protected]

라디오 연락처

주소: Analakely Rihana faha-enina Escalier RANAVALONA I ANALAKELY ANTANANARIVO 101
전화: +261 33 47 513 02 / +261 34 01 111 55
Email: [email protected]

Faravohitra의 현재 시각: 23:15, 09.21.2026

무료 Online Radio Box 애플리케이션를 스마트폰에 설치하고 언제 어디서나 좋아하는 라디오 방송을 온라인으로 청취하세요!