Salama daholo e.Mahafinaritra be zalahy..Raha tsy maheno RDJ ato apesana dia tsisy inoninona ho vita fa mba sady miasa no miala voly e.Fanamarihina kely fotsiny hoe misy fotoana tapatapaka kanefa connexion tsara.Mazotoa dia mirary soa
4
Tsokwely Razafinjatoarivony12.12.2019
Mafnaritra rzala a
5
RAVANGOSON29.11.2019
atolotra Ho an'i Malalatina eto akaikiko eto eh
5
Narindra sarah26.11.2019
Mahazo tsara Aty Egypt!mahafinaritra e,salu2 Dago rehetra Zay mankafy sy mihaino RDJ,gasy rehetra aty apita .....mankasitraka RDJ ,misaotra eeee
4
Miora Andria23.10.2019
Miheno tsy tapaka fa indraindray echec de la connection dia tsy mahazo. Kopa-tanana avy aty Seattle WA
4
Luci Bahlee07.09.2019
Tapatapaka b nefa mb tsara connection. Hendry n oul aty Égypte ary mandroso n'y désert. Manara dalana daolo n'y oul. Mbola itohy
5
Hery Rolland ANDRIANAMBININA25.08.2019
Mba mangataka hiran'ny Lion Hill ft Chriso - Coco , dia mirary tontolo andro mahafinaritra