Installa l'applicazione mobile gratuita Online Radio Box per il tuo smartphone e ascolta le tue stazioni radio online preferite – ovunque ti trovi!

×
Mi piace ? Salvalo nei tuoi preferiti
×
Mi piace ? Lascia una recensione!
×
×
Stai dalla parte dell'Ucraina. Salva la pace nel mondo!

RDJ

Antananarivo, 96.6 MHz FM
Voto: 4.2 Recensioni: 53
Radio FM 96.6 Mhz Antananarivo - Antsirabe - Mahajanga - Toamasina
141 19

Recensioni RDJ

  • 4
    16.10.2023
    ATAOVY COUCOU AO EO JEREKO
  • 5
    15.09.2023
    Mankasitraka sy mahafinaritra NY fandaharana.
  • 4
    23.08.2023
    Mankasitraka , amle fandaharana fa mahafa-po tanteraka .
  • 4
    07.06.2023
    Fandarana mahafam-po hatrany.
  • 3
    01.03.2023
    tsara be le adi-hevitra fa mba mihaino ve ireo olona voakasika ????
  • 4
    19.01.2023
    Tsara!!
  • 5
    15.12.2022
    Milay be ny mihaino anareo rehefa amperin'asa
  • 5
    31.10.2022
    Mahatsiaro any Dago malala ❤️
  • 5
    04.06.2022
    Yessss Tiako Namako
  • 5
    27.04.2022
    alefa RDJ
  • 5
    16.03.2022
    milay eh
  • 5
    16.01.2022
    Mlay e... Norm be le mihaino rdj aty alavitra aty...
  • 5
    28.11.2021
    Benin. Maheno rdj tsarra. Mankafy. Malahelo ny any antanàna
  • 5
    11.11.2021
    mafinaritera r
  • 3
    13.08.2021
    ao tsara le mix
  • 5
    28.01.2021
    Tsara eeee
  • 5
    17.12.2020
    salama aby, makasitraka Gothy anh, neao lay manakotenenina betsaka,
  • 5
    06.07.2020
    ny olona miara_nihinana tsaramaso tsy indray mangetotra!!zay Francis a!!!
  • 2
    06.05.2020
    tena ts mety mandeh mints anefa mb ef tsara n connection!
  • 5
    30.04.2020
    Aty à Paris, de mahafaly zaho manambara fa tena maharegny tsara be RDJ zahay!Merci beaucoup à l'équipe de RDJ!!!!Mamango mare émission nareo!!TSARA be,MISAOTRA ô!
  • 4
    27.01.2020
    Salama daholo e.Mahafinaritra be zalahy..Raha tsy maheno RDJ ato apesana dia tsisy inoninona ho vita fa mba sady miasa no miala voly e.Fanamarihina kely fotsiny hoe misy fotoana tapatapaka kanefa connexion tsara.Mazotoa dia mirary soa
  • 4
    12.12.2019
    Mafnaritra rzala a
  • 5
    29.11.2019
    atolotra Ho an'i Malalatina eto akaikiko eto eh
  • 5
    26.11.2019
    Mahazo tsara Aty Egypt!mahafinaritra e,salu2 Dago rehetra Zay mankafy sy mihaino RDJ,gasy rehetra aty apita .....mankasitraka RDJ ,misaotra eeee
  • 4
    23.10.2019
    Miheno tsy tapaka fa indraindray echec de la connection dia tsy mahazo. Kopa-tanana avy aty Seattle WA
  • 4
    07.09.2019
    Tapatapaka b nefa mb tsara connection. Hendry n oul aty Égypte ary mandroso n'y désert. Manara dalana daolo n'y oul. Mbola itohy
  • 5
    25.08.2019
    Mba mangataka hiran'ny Lion Hill ft Chriso - Coco , dia mirary tontolo andro mahafinaritra
  • 1
    20.08.2019
    Tapatapaka be
  • 5
    26.07.2019
    Tena tsara! merci
  • 5
    03.07.2019
    mahafinaritra e

Contatti

Indirizzo: 6 rue indira Gandhi Analakely, 101 Tananarive, Antananarivo, Madagascar
Telefono: +261 33 15 009 66
Sito:
Email: [email protected]
Facebook: @rdj966
Twitter: @rdj966

Ora a Antananarivo: 18:35, 04.04.2026

Installa l'applicazione gratuita Online Radio Box per il tuo smartphone e ascolta le tue stazioni radio online preferite – ovunque ti trovi!