Diese Website verwendet cookies. Indem du weiter auf dieser Website navigierst, stimmst du unseren Bestimmungen bezüglich der Verwendung von Cookies zu.
Installieren Sie gratis auf Ihrem Smartphone die Online Radio Box-App und hören Sie Ihr Lieblingsradio online an, wo Sie immer wollen.
ny olona miara_nihinana tsaramaso tsy indray mangetotra!!zay Francis a!!!
2
Herizo Randriamanalina06.05.2020
tena ts mety mandeh mints anefa mb ef tsara n connection!
5
rafali daniel30.04.2020
Aty à Paris, de mahafaly zaho manambara fa tena maharegny tsara be RDJ zahay!Merci beaucoup à l'équipe de RDJ!!!!Mamango mare émission nareo!!TSARA be,MISAOTRA ô!
4
Mendrika Anja27.01.2020
Salama daholo e.Mahafinaritra be zalahy..Raha tsy maheno RDJ ato apesana dia tsisy inoninona ho vita fa mba sady miasa no miala voly e.Fanamarihina kely fotsiny hoe misy fotoana tapatapaka kanefa connexion tsara.Mazotoa dia mirary soa
4
Tsokwely Razafinjatoarivony12.12.2019
Mafnaritra rzala a
5
RAVANGOSON29.11.2019
atolotra Ho an'i Malalatina eto akaikiko eto eh
5
Narindra sarah26.11.2019
Mahazo tsara Aty Egypt!mahafinaritra e,salu2 Dago rehetra Zay mankafy sy mihaino RDJ,gasy rehetra aty apita .....mankasitraka RDJ ,misaotra eeee
4
Miora Andria23.10.2019
Miheno tsy tapaka fa indraindray echec de la connection dia tsy mahazo. Kopa-tanana avy aty Seattle WA
4
Luci Bahlee07.09.2019
Tapatapaka b nefa mb tsara connection. Hendry n oul aty Égypte ary mandroso n'y désert. Manara dalana daolo n'y oul. Mbola itohy
5
Hery Rolland ANDRIANAMBININA25.08.2019
Mba mangataka hiran'ny Lion Hill ft Chriso - Coco , dia mirary tontolo andro mahafinaritra
Vielleicht ist dies nur ein vorübergehendes Problem.
Sie können Ihre E-Mail-Adresse hinterlassen und wir werden Sie informieren Sie, wenn der Sender wieder online ist:
Oder hören Sie andere Sender in Madagaskar