Tiako loatra !!! Tsara ilay misy tononkalo kely fa mametraka tokoa ilay mahagasy. Mirary ny MTV Radio ho lasa lavitra fa faly izahay miaraka aminareo. Mankasitraka ô
4
Miandry Ramiandrisoa17.02.2021
Mtv radio est nouveau pour moi mais elle commence à m’intéresser déjà!!!
1
Andriatsitohaina Gérard28.08.2020
Aty Bira ve tsy mbola possible hisy station Nareo?? tsara be aby ny hira alefanareo, ahenoako hira vaovao fôna!!!Mankasitraka eeee
4
Fafa Ratolojanahary11.08.2020
Bjr, Tsara be daholo ilay hira fa fm firy no azahoana azy azafady? Merci
Namestite brezplačno aplikacijo Online Radio Box aplikacija na svoj pametni telefon in poslušajte svoje najljubše radijske postaje na spletu – kjer koli ste!