Ukrayna'ya destek ol. Dünya barışını koru!
Kidona Radio
Andoany, 92.0 MHz FM
Radio natokagna Atsika manafo jiaby fa sur tous! atsika mpamorogno hira vaovao taty afara ary arignesatsika hira taloha be tagny
miaraka aminy kidona tsy dobo radio ny tsika jiaby izy ty !!!
Kidona Radio değerlendirmeler
Zara Benedicte
18.06.2026
Tsara bé ilay radio
Radio 😍😍😍🎊
Misy ambiance radio ty misaotra kidona Fm❤❤❤❤❤❤💖
SERVICE Ambilobe
29.03.2026
La radio toute la géneration ankitigny
Rahajanirina sylvia
17.04.2025
Salama zahay avy aty Andoaharano fotsy mangataka solution aminareo kidona FM Ny fandaharana nareo Hady hevitra ve isaka andro inona izy mivantana zaho ; mako mba manana olana
Moov MULTISERVICES
10.04.2025
Kidona radio ummm j'adoree
Za tsy miala aminy kidona drakoooooooooooooooooooooooooooo oooooooooooooooooooo
Jean cédric Rasana
05.04.2025
Tiako Kidona radio , rythme jiaby regny akato , mba asiava application nazy kony
Mankasitraka aminy fiarahagna tsar be radio
Kidona radio la prémier radio .......ummm j'adore